TO.MA.TE ( Toliara Mahaleo Tena ) | Ho antsika mpankafy ny teny Anglisy, tonga ary ny Institut international ho antsika eto Toliara😊😊😊😊 Learn English and get International Ce... | Facebook
Mitohy ny asa fanadiovana ireo lakan-drano eny anivon'ny Fokontany amin'ny alalan'ny asa iombonana HIMO (Haute Intensité de Main d'œuvre) ka ny Fokontany Ampandrana Besarety indray no nisitraka izany. Les travaux de curage